tag:blogger.com,1999:blog-6319208445228230726.post4724827849385534873..comments2023-05-22T03:41:49.245-07:00Comments on *Blog Beauté Malgache : Gasy ahoMikolo Raitrahttp://www.blogger.com/profile/03150827328164904788noreply@blogger.comBlogger2125tag:blogger.com,1999:blog-6319208445228230726.post-5579229220394538822016-06-27T03:52:24.670-07:002016-06-27T03:52:24.670-07:00eny akia, fa niova hevitra indray aho aky fa hay m...eny akia, fa niova hevitra indray aho aky fa hay mahavariana ilay afomanga rehefa ita akaiky a :)<br /><br />Misaotra aky aMikolo Raitrahttps://www.blogger.com/profile/03150827328164904788noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-6319208445228230726.post-68023549692417142702016-06-25T02:22:31.818-07:002016-06-25T02:22:31.818-07:00Tratry ny asaramanitra ky a! Izaho koa tsy mba tia...Tratry ny asaramanitra ky a! Izaho koa tsy mba tia mijery matso, tsy mbola nijery nihoatra ny 10mn aho fa monamonaina be. Dia nitondra arendrina nanodidina ny fokontany no nahafinaritra fony fahazaza, izahay tany ambanivohitra foana fony kely, efa lehibe vao nonina tao andrenivohitra ka nahita afomanga teo @ in-5 angamba raha betsaka, tena tsy miova tokoa dia tsy mahataitra loatra ny mijery azy. Moa ilay dia tongotra be avy any Anosy mahakivy. Manaova fety sambatra eAnonymoushttps://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.com